Hopefy Radio

Hopefy Radio

Christian, Gospel, Talk, Culture

Comments (0)

Sort By:

No comments yet. Be the first to share your thoughts!
About Radio

Manandratra fanantenanana ho an'ny Malagasy rehetra maneran-tany. Ny Radio Hopefy (24/7 Radio Station), izay an’ny Fanantenana ho Anao – Hopefy, dia natokana hampielezana fanantenana sy fankaherezana ho an’ny tsirairay amin’ny toe-piainana samihafa. Ny iraka ataonay dia ny manomana ara-panahy ny tsirairay amin’ny diany eto an-tany, miaraka amin’ny fanamafisana ny lova faratampony izay nomanin’ny Tompo dia ny "fiainana mandrakizay". Ny tanjonay dia ny hanentana ny fomba fiaina izay miantoka ny fiomanana ho amin’ny fiavian’i Jeso Kristy fanindroany, rehefa miseho eo amin’ny rahon’ny lanitra Izy.

site:www.fanantenanahoanao.org
youtube:@FanantenanahoAnao